<-
->

Eks 30:16 And thou shalt take the atonement money of the children of Israel, and shalt appoint it for the service of the tabernacle of the congregation; that it may be a memorial unto the children of Israel before the Lord, to make an atonement for your souls. Ary handray ny vola avotra amin' ny Zanak' Isiraely ianao, ka hataonao amin' ny fanompoana ao amin' ny trano-lay fihaonana; ary ho fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely eo anatrehan' i Jehovah izany, ho avotry ny ainareo. Horaisinao amin' ny zanak' Israely ny vola avy amin' izany avotra izany ka hoenti-manao ny raharaha momba ny trano lay fihaonana. Dia ho antoka eo anatrehan' ny Tompo izany, ho an' ny zanak' Israely hanavotana ny ainy. Tu prendras l' argent de la rançon des Israélites, et tu le donneras au service de la Tente du Rendez-vous ; il sera pour les Israélites un mémorial devant Yahvé, pour la rançon de vos vies.