<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 31:17 | It is a sign between me and the children of |
Ho famantarana amiko sy amin' ny Zanak' Isiraely mandrakizay izany; fa tamin' ny henemana no nanaovan' i Jehovah ny lanitra sy ny tany, ary tamin' ny andro fahafito dia nitsahatra Izy ka niala sasatra. | Ho famantarana mandrakizay ho ahy sy ny zanak' Israely izany, satria ny andro enina no nanaovan' ny Tompo ny lanitra sy ny tany fa ny andro fahafito nitsaharany sy nialany sasatra. | Entre moi et les |