<-
->

Eks 32:16 And the tables were the work of God, and the writing was the writing of God, graven upon the tables. Ary ny vato fisaka dia asan' Andriamanitra, ary ny soratra dia soratr' Andriamanitra, voasoratra teo amin' ny vato fisaka. Asan-tànan' Andriamanitra ireo takelaka ireo, ary ny soratra dia soratr' Andriamanitra voasokitra tamin' ny takelaka. Les tables étaient l' oeuvre de Dieu et l'écriture était celle de Dieu, gravée sur les tables.