<-
->

Eks 32:2 And Aaron said unto them, Break off the golden earrings, which are in the ears of your wives, of your sons, and of your daughters, and bring them unto me. Ary hoy Arona taminy: Romboty ary ny kavim-bolamena, izay eny amin' ny sofin' ny vadinareo sy ny zanakareo-lahy ary ny zanakareo-vavy, ka ento etý amiko. Ary hoy Aarona tamin' izy ireo: Esory àry ny kavim-bolamena, eny an-tsofin' ny vadinareo aman-janakareo lahy na vavy, ka ento aty amiko. Aaron leur répondit : " Otez les anneaux d' or qui sont aux oreilles de vos femmes, de vos fils et de vos filles et apportez-les-moi. "