<-
->

Eks 32:23 For they said unto me, Make us gods, which shall go before us: for as for this Moses, the man that brought us up out of the land of Egypt, we wot not what is become of him. ary hoy izy tamiko: Manaova andriamanitra ho antsika, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy. Izao no nolazain' izy ireo tamiko: Anaovy andriamanitra izahay hialoha làlana anay, fa raha ny amin' iny Moizy iny, ilay lehilahy nitondra anay niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta, tsy fantatray na naninona izy na naninona. Ils m' ont dit : "Fais-nous un dieu qui aille devant nous, car ce Moïse, l' homme qui nous a fait monter du pays d'Égypte, nous ne savons pas ce qui lui est arrivé. "