<-
->

Eks 32:28 And the children of Levi did according to the word of Moses: and there fell of the people that day about three thousand men. Dia nanao araka ny tenin' i Mosesy ny taranak' i Levy; ary nahafatesana tokony ho telo arivo lahy ny olona tamin' izany andro izany. Notanterahin' ny zanak' i Levì ny didin' i Moizy, ka nahafatesana sahabo ho telo arivo ny lehilahy tamin' ny vahoaka androtr' izay. Les fils de Lévi firent ce que Moïse avait dit, et du peuple, il tomba ce jour-là environ trois mille hommes.