<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 33:19 | And he said, I will make all my goodness pass before thee, and I will proclaim the name of the |
Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran' i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin' izay hamindrako fo. | Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaram-poko rehetra; ary hotononiko eo anatrehanao ny anaran' ny Tompo; fa mankasitraka izay ankasitrahako aho ary mamindra fo amin' izay amindrako fo. | Et il dit : " Je ferai passer devant toi toute ma beauté et je prononcerai devant toi le nom de |