<-
->

Eks 33:5 For the Lord had said unto Moses, Say unto the children of Israel, Ye are a stiffnecked people: I will come up into the midst of thee in a moment, and consume thee: therefore now put off thy ornaments from thee, that I may know what to do unto thee. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Hianareo dia olona mafy hatoka; koa raha hiara-miakatra aminao Aho, na dia indray mipi-maso aza, dia handringana anao Aho; koa ankehitriny, esory ny firavakao hiala aminao, mba ho fantatro izay hataoko aminao. Ka hoy Iaveh tamin' i Moizy: Lazao amin' ny zanak' Israely hoe: Vahoaka mafy hatoka hianareo, ka raha miakatra aho eo afovoanareo, na dia indray mipi-maso aza, dia holevoniko hianareo, koa apetraho amin' izao ny fihaingoanareo, dia ho fantatro izay hataoko. Alors Yahvé dit à Moïse : " Dis aux Israélites : Vous êtes un peuple à la nuque raide, si je montais au milieu de toi, ne fût-ce qu' un moment, je t' exterminerais. Et maintenant, dépouille-toi de tes parures, que je sache comment te traiter. "