<-
->

Eks 34:11 Observe thou that which I command thee this day: behold, I drive out before thee the Amorite, and the Canaanite, and the Hittite, and the Perizzite, and the Hivite, and the Jebusite. Tandremo izay andidiako anao anio; indro, efa horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Tandremo izao andidiako anao anio izao: Indro horoahiko eo anoloanao ny Amoreana, ny Kananeana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana. Observe donc ce que je te commande aujourd' hui. Je vais chasser devant toi les Amorites, les Cananéens, les Hittites, les Perizzites, les Hivvites et les Jébuséens.