<-
->

Eks 34:25 Thou shalt not offer the blood of my sacrifice with leaven; neither shall the sacrifice of the feast of the passover be left unto the morning. Aza manatitra ny ran' ny zavatra vonoina hatao fanatitra ho Ahy ianao, raha mbola misy masirasira ao aminao; ary aza avela ho tra-maraina ny zavatra vonoina hatao fanatitra ho Ahy amin' ny andro firavoravoana amin' ny Paska. Tsy hiara-katolotra amin' ny mofo misy lalivay ny ran' ny sorona atao amiko; ary tsy hotehirizina mandritra ny alina ho tra-maraina ny sorona amin' ny fetin' ny Paka. Tu n' offriras pas avec du pain levé le sang de ma victime, et la victime de la fête de Pâque ne sera pas gardée jusqu' au lendemain.