<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 35:21 | And they came, every one whose heart stirred him up, and every one whom his spirit made willing, and they brought the |
Ary samy nanatona izy, dia izay rehetra nampahazotoin' ny fony, ary izay rehetra namporisihin' ny fanahiny, ka nitondra ny fanatitra ho an' i Jehovah hanaovana ny trano-lay fihaonana sy ny fanompoana rehetra momba azy ary ny fitafiana masina. | dia tonga izay rehetra voatariky ny fo mazoto sy izay rehetra manana saina vonona tsara nanolotra fanatitra ho an' ny Tompo hanaovana ny trano lay fihaonana, mbamin' ny fanaka rehetra ao aminy, sy ny fanamiana masina. | Puis tous ceux que leur coeur y portait et tous ceux que leur âme y incitait apportèrent la contribution de |