<-
->

Eks 36:1 Then wrought Bezaleel and Aholiab, and every wise hearted man, in whom the Lord put wisdom and understanding to know how to work all manner of work for the service of the sanctuary, according to all that the Lord had commanded. Dia hiasa Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nomen' i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, hahaizany hanao ny asa rehetra ho amin' ny fanompoana ao amin' ny fitoerana masina, araka izay rehetra nandidian' i Jehovah. Koa Beseleela sy Ooliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay nomen' ny Tompo fahaizana amam-pahakingana hahay manao ny taozavatra rehetra momba ny fanompoana eo amin' ny fitoerana masina no hamita azy araka izay rehetra nodidian' ny Tompo hanaovana azy. Beçaléel, Oholiab et tous les hommes à qui Yahvé a donné l' habileté et l' intelligence pour qu' ils sachent faire tout le travail à accomplir au sanctuaire, feront tout comme Yahvé l' a ordonné.