<-
->

Eks 36:3 And they received of Moses all the offering, which the children of Israel had brought for the work of the service of the sanctuary, to make it withal. And they brought yet unto him free offerings every morning. Ary izy ireo dia nandray tamin' i Mosesy ny fanatitra rehetra izay efa nentin' ny Zanak' Isiraely hanaovana ny asa amin' ny fanompoana ao amin' ny fitoerana masina. Ary ny olona mbola nitondra fanatitra sitra-po isa-maraina ihany ho eo amin' i Mosesy. Noraisin' izy ireo teo anoloan' i Moizy ny fanatitra rehetra naterin' ny zanak' Israely hanaovana ny taozavatra momba ny fanompoana ao amin' ny fitoerana masina; ary isa-maraina tsy tapaka ny olona nitondra ny fanatitra an-tsitra-po teo amin' i Moizy. Ils reçurent de Moïse tout ce que les Israélites avaient apporté en contribution pour exécuter le travail d'édification du sanctuaire. Comme ils continuaient d' apporter, chaque matin, leurs offrandes,