<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 39:14 | And the stones were according to the names of the children of |
Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran' ny firenen' ny Zanak' Isiraely, dia roa ambin' ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin' ny fanombohan-kase ho an' ny firenena roa ambin' ny folo araka ny anarany avy. | Nifanerana tamin' ny anaran' ny zanak' Israely ny isan' izy ireo, fa nisy roa ambin' ny folo, toraky ny anaran' ireo, voasikotra toy ny amin' ny fanombohan-kase izy, ka samy nisy anarana iray avy tamin' ny foko roa ambin' ny folo. | Les pierres étaient aux noms des |