<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 39:6 | And they wrought onyx stones inclosed in ouches of gold, graven, as signets are graven, with the names of the children of |
Ary ny vato beryla nasiany randram-bolamena manodidina, ary dia nosoratany, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, araka ny anaran' ny firenen' ny Zanak' Isiraely. | Namboarina ny vato berila nalatsaka tamin' ny randram-bolamena, ka nosokirina tamin' ireo toy ny fisokitra fanombohan-kase, ny anaran' ny zanak' Israely, | Ils travaillèrent les pierres de cornaline, serties dans des chatons d' or, où furent gravés en gravure de sceau les noms des |