<-
->

Eks 4:1 And Moses answered and said, But, behold, they will not believe me, nor hearken unto my voice: for they will say, The Lord hath not appeared unto thee. Ary namaly Mosesy ka nanao hoe: Indro, tsy hino ahy na hihaino ny feoko izy, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao Jehovah. Fa namaly Moizy ka nanao hoe: Tsy hino ahy izy ireo na hihaino ny feoko akory, fa hanao hoe: Tsy niseho taminao Iaveh. Moïse reprit la parole et dit : " Et s' ils ne me croient pas et n'écoutent pas ma voix, mais me disent : Yahvé ne t' est pas apparu " ?