<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 4:27 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Arona: Mandehana hitsena an' i Mosesy any an-efitra. Dia lasa nandeha izy ka nifanena taminy tao amin' ny tendrombohitr' Andriamanitra, dia nanoroka azy. | Ary Iaveh nilaza tamin' i Aarona hoe: Mandehana mitsena an' i Moizy any an' efitra. Dia niainga Aarona, ka nifanena tamin' i Moizy teo an-tendrombohitr' Andriamanitra ary nanoroka azy. |