<-
->

Eks 6:19 And the sons of Merari; Mahali and Mushi: these are the families of Levi according to their generations. Ary ny zanakalahin' i Merary dia Maly sy Mosy. Ireo no fokom-pirenen' ny Levita, araka ny taranany. Zanakalahin' i Merarì: Moholì sy Mosì. Ireo no fianakavian' i Levì mbamin' ny taranany avy. Fils de Merari : Mahli et Mushi. Tels sont les clans de Lévi avec leurs descendances.