<-
->

Eks 7:12 For they cast down every man his rod, and they became serpents: but Aaron' s rod swallowed up their rods. Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin' i Arona nitelina ny tehin' ireo. Samy nanipy ny tehiny avy izy, dia samy mba nanjary bibilava koa. Faingy natelin' ny tehin' i Aarona avokoa ny tehin' izy ireo. Ils jetèrent chacun son bâton qui se changea en serpent, mais le bâton d' Aaron engloutit leurs bâtons.