<-
->

Eks 7:21 And the fish that was in the river died; and the river stank, and the Egyptians could not drink of the water of the river; and there was blood throughout all the land of Egypt. koa maty ny hazandrano izay tao Neily, dia maimbo Neily, ka tsy azon' ny Egyptiana nosotroina ny rano avy ao; ary ny rà dia nanerana ny tany Egypta rehetra. Maty ny hazandrano tamin' ny ony, nanjary maimbo ny ony, tsy azon' ny Ejipsiana nosotroina ny rano tamin' ny ony ary heni-dra ny tany Ejipta tontolo. Les poissons du Fleuve crevèrent et le Fleuve s' empuantit ; et les Égyptiens ne purent plus boire l' eau du Fleuve ; il y eut du sang dans tout le pays d'Égypte.