<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:1 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' i Arona hoe: Ahinjiro ny tananao mitana ny tehinao eny ambonin' ny sampan-drano ary eny ambonin ny lahin-drano sy ny heniheny, ka mampiakara ny sahona ho eny amin' ny tany Egypta. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Lazao amin' i Aarona hoe: Ahinjiro eo ambonin' ny renirano sy ny lakan-drano ary ny farihy ny tànanao mitana ny tehinao, ka ampiakaro ho eo amin' ny tany Ejipta ny sahona. |