<-
->

Eks 8:22 And I will sever in that day the land of Goshen, in which my people dwell, that no swarms of flies shall be there; to the end thou mayest know that I am the Lord in the midst of the earth. Fa hoy Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay fadin' ny Egyptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitray; koa, indro, raha izay fadin' ny Egyptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay? Ka hoy Moizy: Tsy mety ny manao izany, fa zava-padin' ny Ejipsiana ny sorona atolotra amin' ny Tompo Andriamanitray; ka raha eo imason' i Ejipsiana izahay no hanao sorona ny zava-padiny, tsy sakoa ataony tora-bato? Moïse répondit : " Il ne convient pas d' agir ainsi, car nos sacrifices à Yahvé notre Dieu sont une abomination pour les Égyptiens. Si nous offrons sous les yeux des Égyptiens des sacrifices qu' ils abominent, ne nous lapideront-ils pas ?