<-
->

Eks 8:25 And Pharaoh called for Moses and for Aaron, and said, Go ye, sacrifice to your God in the land. Ary hoy Mosesy: Indro, izaho hiala eto aminao ka hangataka amin' i Jehovah mba hialan' ny lalitra amin' i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany rahampitso; fa aoka kosa tsy hamitaka intsony Farao ka tsy handefa ny olona hamono zavatra hatao fanatitra ho an i' Jehovah. Ary hoy Moizy: Indro hivoaka ato aminao aho, dia hangataka amin' ny Tompo, ka rahampitso ny lalibe dia hiala amin' i Faraona sy ny mpanompony ary ny vahoakany. Fa aoka kosa Faraona tsy hamitaka intsony, ka tsy hamela ny vahoaka handeha hanolotra sorona amin' ny Tompo. Moïse dit : " Dès que je serai sorti de chez toi, je prierai Yahvé. Demain les taons s'éloigneront de Pharaon, de ses serviteurs et de son peuple. Que Pharaon, toutefois, cesse de se moquer de nous en ne laissant pas le peuple partir pour sacrifier à Yahvé. "