<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:25 | And the hail smote throughout all the land of |
Ary ny havandra namely izay rehetra tany an-tsaha, na olona na biby fiompy, eran' ny tany Egypta rehetra; ny anana rehetra tany an-tsaha dia nasian' ny havandra koa, ary ny hazo rehetra tany an-tsaha notapatapahiny. | Nasian' ny havandra avokoa izay rehetra tany an-tsaha tamin' i Ejipta manontolo na olona na biby. Nasian' ny havandra koa ny ahitra rehetra tany an-tsaha, ary nopotehiny ny hazo rehetra tany an-tsaha. | La grêle frappa, dans tout le pays d' |