<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:33 | And |
Ary Mosesy niala teo amin' i Farao ka nankeo ivelan' ny tanàna, dia namelatra ny tànany tamin' i Jehovah, ka dia nitsahatra ny kotrokorana sy ny havandra, ary tsy nisy ranonorana nilatsaka tamin' ny tany intsony. | Niala avy ao amin' i Faraona ary nivoaka ny tanàna Moizy, dia nanandratra ny tànany tany amin' ny Tompo, ka ny kotrok' orana sy ny havandra nitsahatra, ary ny ranonorana nijanona tsy nilatsaka tamin' ny tany intsony. |