<-
->

Eks 9:35 And the heart of Pharaoh was hardened, neither would he let the children of Israel go; as the Lord had spoken by Moses. Dia nihamafy ny fon' i Farao ka tsy mba nandefa ny Zanak' Isiraely izy, araka izay efa nampilazain' i Jehovah an' i Mosesy. Nihadonto ny fon' i Faraona ka tsy nalefany handeha ny zanak' Israely, araka ny efa voalazan' ny Tompo tamin' ny vavan' i Moizy. Le coeur de Pharaon s' endurcit et il ne laissa pas partir les Israélites, comme Yahvé l' avait prédit par Moïse.