<-
->

Eks 9:9 And it shall become small dust in all the land of Egypt, and shall be a boil breaking forth with blains upon man, and upon beast, throughout all the land of Egypt. Dia hitora-jofo eran' ny tany Egypta rehetra izany ka ho tonga vay mipoipoitra amin' ny olona sy amin' ny biby fiompy eran' ny tany Egypta rehetra. fa hitora-jofo eran' ny Ejipta izany, ka ho tonga boiboika mipoipoitra ho vay amin' ny olona sy ny biby eran' ny tany Ejipta. Elle se changera en fine poussière sur tout le pays d'Égypte et provoquera, sur les gens et sur les bêtes, des ulcères bourgeonnant en pustules, dans toute l'Égypte. "