<-
->

1M 1:57 Tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana Kasleo, taona fahadimy amby efapolo amby zato, dia naoriny teo ambony otelin' ny sorona dorana, ny fahavetavetana lozan-tany. Nanorenany otely koa teo amin' ny tanànan' i Jodà rehetra, eny amin' ny manodidina. Découvrait-on chez quelqu' un un exemplaire de l' Alliance, ou quelque autre se conformait-il à la Loi, la décision du roi le mettait à mort.