<-
->

1M 10:30 ny am-pahatelon' ny vokatry ny tany, sy ny antsasaky ny vokatry ny hazo mamoa, izay anjarako, dia afoiko ho anareo, izao mason' andro anio izao; ary amin' izao sisa izao, na amin' ny fotoana inona, na amin' ny fotoana inona, dia tsy mampandoa na inona na inona intsony aho, na amin' ny tanin' i Jodà, na amin' ny faritany telo any Samaria sy Galilea izay voakambana aminy. Et du tiers des produits du sol et de la moitié du fruit des arbres qui me revient, je fais dès aujourd' hui et pour toujours la remise au pays de Juda et aux trois nomes qui lui sont annexés de la Samarie-Galilée... à partir de ce jour pour tout le temps.