<-
->

1M 10:37 ary maro no horaisina amin' ny raharaham-panjakana ilana olo-mahatoky; fanampin' izany, izy miaramila iray laharana eo ihany no hangalana ny lehibe hifehy azy, sady samy hanao teo-piainana araka ny lalany izy, araka ny efa nandidian' ny mpanjaka amin' ny tanin' i Jodà. Il en sera aussi placé dans les forteresses royales les plus importantes et il en sera établi dans les emplois de confiance du royaume; que leurs préposés et leurs chefs sortent de leurs rangs et vivent selon leurs lois, comme le roi l' a ordonné pour le pays de Juda.