<-
->

1M 11:2 Dia nandroso ho any Siria izy, nanao tenim-pihavanana. Novohain' ny mponina teo anoloany ny tanàna ary nirohotra hitsena azy izy ireo, fa nodidian' i Alksandra hitsena azy noho ny maha-rafozany. Il s' en vint en Syrie avec des paroles de paix, les gens des villes lui ouvraient leurs portes et venaient à sa rencontre parce que l' ordre du roi Alexandre était de le recevoir, car il était son beau-père.