<-
->

1M 11:33 Izahay dia nanapa-kevitra ny hanisy soa ny firenen' ny Jody, izay sakaizanay, sy manao ny rariny aminay, noho ny fitiavana nasehony taminay. A la nation des Juifs qui sont nos amis et observent ce qui est juste envers nous, nous sommes décidés à faire du bien à cause des bons sentiments qu' ils ont à notre égard.