<-
->

1M 11:38 Nony hitan' i Demetriosa mpanjaka fa nandry fahizay, teo anoloany, ny tany, ary tsy nisy fanoherana horeseny intsony, dia nalefany hody any an-tokantranony avy ny miaramilany rehetra, afa-tsy ireo miaramila hafa firenena nalainy tany amin' ny nosim-pirenena; ka tonga fahavalony avokoa ny miaramilan-drazany rehetra. Le roi Démétrius, voyant que le pays était en repos sous sa direction et que rien ne lui offrait de résistance, renvoya toute son armée, chacun dans son foyer, sauf les forces étrangères qu' il avait recrutées dans les îles des nations. Aussi toutes les troupes qu' il tenait de ses pères se mirent à le haïr.