<-
->

1M 11:44 Dia miaramila telo arivo izay mahery indrindra no nalefan' i Jonatasa ho any aminy, tany Antiokia; nanatona ny mpanjaka ireo ka faly io tamin' ny fahatongavany. Jonathan lui envoya à Antioche 3.000 hommes aguerris; quand ils arrivèrent chez le roi, celui-ci se réjouit de leur venue.