<-
->

1M 11:60 Nivoaka Jonatasa tamin' izany, ka rafitra nitety ny tany rehetra mbamin' ny tanàna tany an-dafin' ny ony, ary nivory homba azy sy hiara-miady aminy avokoa, ny miaramila rehetra tany Siria. Dia tonga tao Askalona izy, ka tamy nitsena sy nanome voninahitra lehibe azy ny mponina tao. Jonathan partit et se mit à parcourir la Transeuphratène et les cités. Toutes les troupes de Syrie se rangèrent auprès de lui pour combattre avec lui; arrivé à Ascalon, les habitants de la ville vinrent le recevoir magnifiquement.