<-
->

1M 11:62 Izay dia nitaraina tamin' i Jonatasa ny olona tao Gaza, ka nekany ihany ny hihavana tamin' ireo, nefa nalainy ho antoka kosa ny zanakalahin' ny lehibeny, dia nalefany ho any Jerosalema. Noteteziny toy izany avokoa ny tany hatrany Damasa. Les gens de Gaza implorèrent Jonathan, qui leur accorda la paix mais prit comme otages les fils de leurs chefs qu' il envoya à Jérusalem. Il parcourut ensuite la contrée jusqu'à Damas.