<-
->

1M 11:67 Jonatasa sy ny tafiny kosa nitoby teo amin' ny ranon' i Jenesara; ny ampitso vao maraina koa, dia niditra ny tany lemak' i Asora izy ireo. De son côté, Jonathan avec son armée était venu camper près des eaux du Gennèsar et de grand matin il atteignit la plaine d' Asor.