<-
->

1M 14:36 Raha mbola velona koa izy, vanona avokoa ny zavatra teo an-tanany, vitany hatramin' ny nandroaka ny firenen-kafa teo amin' ny tany izay nonenany, mbamin' ireo izay teo amin' ny tanànan' i Davida tao Jerosalema, izay efa nahavita trano mimanda, ka nivoaka avy ao nandoto ny manodidina ny fitoerana masina sy nametaveta fatratra ny fahamasinany. En ces jours, il lui fut donné d' extirper de son pays les nations et ceux qui étaient dans la Cité de David à Jérusalem, dont ils s'étaient fait une citadelle d' où ils opéraient des sorties, souillant les alentours du sanctuaire et portant une atteinte grave à sa sainteté.