<-
->

1M 4:29 Dia nandroso nankany Jodea izy ireo, ka niorin-toby teo akaikin' i Betorona. Ary nandeha hanohitra azy Jodasa, nitarika miaramila iray alina. Ils vinrent en Idumée et campèrent à Bethsour. Judas se porta à leur rencontre avec 10.000 hommes.