<-
->

1M 5:30 Nony maraina, nanopy ny masony izy ireo, ka nahatazana vahoaka tsy tambo isaina nitondra tohatra sy fitaovana ho enti-manafaka ny manda, ary niady tamin' ny Jody. Au point du jour, en levant les yeux ils aperçurent une foule innombrable dressant des échelles et des machines pour s' emparer de la place; déjà on attaquait.