<-
->

1M 5:65 Nanaraka izany, niainga indray Jodasa mbamin' ireo rahalahiny, hiady amin' ny taranak' i Esao, eo amin' ny tany atsimo; azony Hebrona mbamin' ny tanàna momba azy, noravany ny mandany, nodorany ny tilikambo teo amin' ny manda manodidina azy. Judas avec ses frères partit en guerre contre les fils d' Esaü dans la région du midi; il prit de force Hébron et les villages de son ressort, abattit ses fortifications et livra au feu les tours de son enceinte.