<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 7:19 | Niala tao Jerosalema Bakidesa dia nandeha nitoby teo Bezeta, nasainy nosamborina ny maro tamin' ireo nisindaka tsy hiandany aminy intsony, mbamin' ny sasantsasany tamin' ny vahoaka, dia novonoiny ary navariny tao amin' ilay lava-drano lehibe ny fatin' izy ireo. |