<-
->

1M 9:40 Nahita izany ireo nomba an' i Jonatasa dia niroatra avy ao am-panotrehany, niantoraka tamin' izy ireo hamono azy: maty tamin' ny famelezany ny maro tamin' ireo, nandositra any an-tendrombohitra ny sisa, ary nobaboin' ny Jody izay teny aminy. De leur embuscade les Juifs se jetèrent sur eux et les massacrèrent, faisant de nombreuses victimes, tandis que les survivants fuyaient vers la montagne, et que toutes leurs dépouilles étaient emportées.