<-
->

2M 1:13 Satria rahefa lasa nankany Persa ny filohan' ny fahavalo nitondra takika toa tsy ho azo resena, dia voavono izy ireo tao amin' ny fitoerana masin' i Nanea noho ny hafetsen' ireo mpisoron' i Nanea. Leur chef, en effet, étant allé en Perse, fut taillé en pièces, avec son armée qui paraissait irrésistible, dans le temple de Nanaia, grâce à un expédient dont usèrent les prêtres de la déesse.