<-
->

2M 1:19 Satria fony nentina tany Persa ny razantsika dia nangalan' ireo mpisorona tia vavaka tamin' izany andro izany, ny afon' ny otely, ka nafeniny mangingina tao amin' ny lava-patsakana maina anankiray, ary fatratra ny nanafenany azy tao, ka tsy nisy nahalala izany toerana izany ny olona rehetra. Lorsque nos pères, en effet, furent emmenés en Perse, les prêtres pieux d' alors prirent du feu de l' autel et le cachèrent secrètement dans une cavité semblable à un puits desséché. Ils l' y mirent en sûreté de telle sorte que l' endroit demeurât ignoré de tous.