<-
->

2M 1:33 Niely ny filazana izany zava-niseho izany, dia nilazana ny mpanjakan' i Persa fa teo amin' ny fitoerana nanafenan' ny mpisorona nenti-ko babo ny afo masina dia nahitana rano, ary io rano io no nanamasinan-dry Nehemia ny sorona. Lorsque le fait eut été divulgué et qu' on eut raconté au roi des Perses que, dans le lieu où les prêtres déportés avaient caché le feu, une eau avait paru avec laquelle Néhémie et ses compagnons avaient purifié les offrandes du sacrifice,