<-
->

2M 10:12 Fa Ptolemea natao hoe koa Makrona no voalohany nanaraka ny rariny tamin' ny Jody noho ny hamafin' ny nanjò azy ireo ary nikely aina hitondra azy amim-piadanana. Quant à Ptolémée, surnommé Makrôn, le premier à observer la justice envers les Juifs, à cause des torts qu' on leur infligeait, il s'était efforcé de les administrer pacifiquement.