<-
->

2M 11:24 ary efa renay fa ny Jody dia tsy manaiky izay notadiavin' ny rainay dia ny hanaraka ny fomba greka, fa aleony ihany ny fombany manokana, ka mangataka izy, araka izany, havela hiaina araka ny lalàny. ayant appris d' autre part que les Juifs ne consentent pas à l' adoption des moeurs grecques voulue par notre père, mais que, préférant leur manière de vivre particulière, ils demandent qu' on leur permette l' observation de leurs lois,