<-
->

2M 11:36 Ary ny amin' ireo nataony ho tsy maintsy alefa ho dinihin' ny mpanjaka, rahefa voadinikareo tsara, dia aza angatahan' andro, fa maniraha olona ho atý aminay hampandrosoinay ao amin' ny mpanjaka, araka ny mety ataonay ho anareo, fa ho any Antiokia izahay. Quant à celles qu' il a jugé devoir soumettre au roi, envoyez-nous quelqu' un sans délai, après les avoir bien examinées, afin que nous les exposions au roi d' une façon qui vous soit avantageuse, car nous nous rendons à Antioche.