<-
->

2M 11:8 Niroso tamin-kafanam-po sy herim-po avokoa izy rehetra; ary mbola teo am-pahatazanana an' i Jerosalema ihany izy, dia indro nisy mpitaingin-tsoavaly niseho teo alohany, nampandihy fiadiana volamena. ils se trouvaient encore près de Jérusalem lorsqu' un cavalier vêtu de blanc apparut à leur tête, agitant des armes d' or.